Entry | aantsona (antsona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | antsonina | ||||||||
Anagrams | aantsona, anantsao |
Updated on 2023/02/14 |