Entry | aforitra (foritra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2] | ||||||||
To be folded, to be bent [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu'on courbe [1.3] | |||||||||
Examples | Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy.
[2.445] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | aforitra, firaotra, firoatra, ifatraro |
Updated on 2023/01/19 |