Entry | ahorona (horona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be rolled up [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque [1.8] | ||||||||
Examples | Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry;
[2.69] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ahorona | ||||||||
Anagrams | ahorona, anoharo, orohana |
Updated on 2023/01/19 |