Entry | aiza ho aiza | |
Elementary words | aiza ; ho | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo [1.1] | |
Explanations in English | Whereabouts (is it)? [1.2] | |
aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare? [1.7] | ||
Explanations in French | aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela? [1.8] | |
Updated on 2023/01/16 |