Entry | ajadona (jadona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] | ||||||||
Explanations in French | à planter, à ficher Figuré: à exiger avec empire [1.3] | ||||||||
Examples | Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/02/19 |