Entry | ampoizina (fo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be expected, anticipated, looked for. [1.2] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ampoizina | ||||||||
Updated on 2023/01/21 |