Entry |
andafy
(lafy)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona [1.1]
|
Explanations in English | (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy. [1.2]
|
| Across the seas, abroad ; on the other side of [1.7]
|
Explanations in French | Outremer; au-delà de [1.8]
|
Examples |
1 | Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy.
[1.437]
|
2 | Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay.
[2.508]
|
3 | Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany Andafy no toa tena antony.
[2.285]
|
4 | Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka.
[2.588]
|
|
Compound words |
|
|
Entry |
andafy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Vahiny, mpihavy [1.78]
|
|