Entry | andao (leha) | |
Part of speech | imperative of passive verb | |
Explanations in Malagasy | Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa! Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1] | |
Explanations in English | [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2] | |
Explanations in French | Partons, allons [1.3] | |
Other spellings | ndao | |
Proverbs | Proverbs containing the word andao | |
Anagrams | adano, adona, andao, doana |
Updated on 2020/07/31 |