Entry | angorodaovava | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno kely misy kilavadavaka maro, izay tsofina amin'ireo kilavadavaka ireo ka mamoaka feo maro efa mifanaraka rahateo hahavitana izay hira tiana [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Updated on 2023/03/19 |