Entry |
ankaso
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso
Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1]
|
Explanations in English | Taking by force; malicious damage [1.7]
|
Explanations in French | Du mal fait à quelqu'un [1.8]
|
Examples | Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao.
[2.471]
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
|