Entry | aompana (ompana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be tied to. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ampanoa, aompana |
Updated on 2023/04/10 |