Entry | atatatata (tatatata) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" [1.1] | ||||||||
Examples | Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra.
[2.4] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/06 |