Entry |
avelo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1]
|
Explanations in English | A spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2]
|
| The soul; a spirit, a ghost [1.7]
|
Explanations in French | L'âme des morts [1.8]
|
Vocabulary |
|
Entry |
avelo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Fofom-biby arahin'ny alika mihaza [1.78]
|
|