Entry | averina (verina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia Lazaina indray: Avareno izay lazaiko Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana Asaina miverina: Naverina ilay iraka Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Used of something returned or sent back [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naveriha ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) [1.3] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word averina | ||||||||
Updated on 2023/01/06 |