Entry |
avotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka, Tanala]
Fanongotana [1.78]
|
| Famonjena Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1]
|
Explanations in English | Ransom, redemption [1.2]
|
| Price; means of effecting a ransom [1.2]
|
Explanations in French | Rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8]
|
| Achat d'esclaves, prix, secours [1.3]
|
Examples | Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
avotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1]
|
Explanations in English | See ombotra,
ongotra
[1.2]
|
Explanations in French | Arrachement, extirpation [1.3]
|
Derivatives |
|
|