Entry |
bahana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Sitting or standing in a straddling manner. [1.2]
|
| A straddling [1.7]
|
Explanations in French | Position des membres écartés, surtout des jambes [1.3]
|
| Position des jambes écartées [1.8]
|
Examples |
1 | Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe.
[2.472]
|
2 | Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony.
[2.470]
|
|
Derivatives |
|
Proverbs |
|
Entry |
bahana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [1.1]
|
Explanations in English | An impediment, a hindrance, a barrier. [1.2]
|
Explanations in French | Barrière [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|