Entry |
banga
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
|
Explanations in English | Having gaps, as hedges, etc.; Having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; Wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
|
| Gap; having gaps [1.7]
|
Explanations in French | Brèche où il manque une dent [1.8]
|
Examples | Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!
[1.274]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|