Entry | bangaina (banga) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |