Entry |
baribary
(bary)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mitovy hevitra amin' ny bary
Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
|
Explanations in English | Large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
|
| Open; evident, known [1.7]
|
Explanations in French | évident [1.3, 1.8]
|
| Ouvert en grand [1.3]
|
| Grand ouvert [1.8]
|
Examples |
1 | Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy?
[2.895]
|
2 | Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny.
[2.529]
|
|
Derivatives |
Synonyms | |
|