Entry |
boboka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]
|
| [Sihanaka]
tofoka,
leo
[1.78]
|
Explanations in English | Soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka.
[1.2]
|
| Soaked; sated [1.7]
|
Explanations in French | Imbibé; dégoûté; |
| Moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3]
|
Examples |
1 | andry boboka, poak' aty!
[2.285]
|
2 | Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka.
[2.529]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
boboka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Provincial]
The large pot for holding water. See sinibe.
[1.2]
|
Compound words |
|
|