Entry | deraina (dera) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person [1.2] | ||||||||
To be praised [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) [1.3] | ||||||||
Qu'on loue [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word deraina | ||||||||
Anagrams | denaria, deraina, iderana |
Updated on 2023/01/20 |