Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
|
Explanations in English | A shock, a blow, a knock [1.7]
|
Explanations in French | Coup, choc [1.8]
|
Examples | Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay.
[2.472]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
[1.1]
|
Explanations in French | Terme de jeu au domino: passe [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Anguille. Cf. tòna. [1.19]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|