Entry | donika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [1.1] | |
Explanations in French | Tumeur au-dessous des oreilles [1.3, 1.54] | |
Vocabulary | Health | |
Anagrams | ankody, dokany, donika, kidona |
Updated on 2020/07/31 |