Entry | eisy | |
Part of speech | interjection | |
Explanations in Malagasy | Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany -- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |