Entry | elanelana (elana) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | The time or place between; a go-between [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Intervalle de temps ou d'espace [1.8] | ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | elakelaka | ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word elanelana | ||||||||||||
Updated on 2023/06/15 |