Entry |
fahirano
(fahy, rano)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo [1.1]
|
Explanations in English | A siege. [1.2]
|
Explanations in French | Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place [1.3]
|
| Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre [2.415]
|
Examples |
1 | Dia natao fahirano Ambohijoky.
[2.48]
|
2 | fahirano elaela ihany, ka afany.
[1.38]
|
3 | tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka;
[2.69]
|
4 | Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna.
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Article |
|