Entry | fameno (feno) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy Fomba entina mameno [1.1] | ||||||
Explanations in French | Ce qui comble la mesure ou complète le nombre, ce qu’il faut remplir ou compléter, manière de remplir [1.3] | ||||||
Explanations in Malagasy | Teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina [1.13] | ||||||
Explanations in French | Complément [1.13] | ||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe |
Updated on 2023/06/12 |