Entry | fandrao | |
Part of speech | conjunction | |
Explanations in Malagasy | Teny entina milaza fanahiana na tahotra Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1] | |
Explanations in English | [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2] | |
Explanations in French | De peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12] | |
Analogs | andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa | |
Anagrams | fa-drano, fandaro, fandrao, fandroa |
Updated on 2020/07/31 |