Entry | fandritra (ritra) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1] | |
Updated on 2023/04/14 |