Entry | fanempoana (empo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |