Entry | faran' ny lohany | |
Elementary words | fara ; loha | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fitovizan-javatra mitohy hatrany: Faran' ny lohany amin' ireo zokinao teo aloha itỳ, anaka, ka mpampianatra indray koa itỳ no maka anao ho vady [1.1] | |
Updated on 2023/05/19 |