Entry | fitony (tony) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [1.1] | |
Anagrams | fintio, fitony |
Updated on 2023/01/20 |