Entry | gitara | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1] | |
Examples | Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra.
[2.606] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Origin | French: guitare. | |
Updated on 2023/03/19 |