Entry | haorina (haotra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | See haotra [1.2] | ||||||||
To be scratched [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Contre quoi on se frotte [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | haotraorina | ||||||||
Anagrams | aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, arahony, aronahy, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina |
Updated on 2023/01/20 |