Entry | henjy | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1] | ||||||
Explanations in French | Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | henjihenjy | ||||||
Toponyms |
| ||||||
Entry | henjy | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19] | ||||||
Vocabulary | Zoology: fishes | ||||||
Updated on 2020/07/31 |