Entry | himake | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. [1.1] | ||||||
Vocabulary | Health | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | himake, maheky, mihake, miheka |
Updated on 2020/07/31 |