Entry | hodahoda | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina. [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | dohadoha, hodahoda |
Updated on 2022/06/29 |