Entry |
horaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka]
Tanimbary [1.78]
|
| Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina,
tavy)
[1.1]
|
| Tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
|
Explanations in English | [Provincial]
A ricefield [1.7]
|
Explanations in French | Rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
|
| [Provincial]
A rizière [1.8]
|
| Marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
|
| [Betsimisaraka, Taisaka]
. Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [1.196]
|
Examples | Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
[2.324]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Analogs |
heniheny ~
honahona ~
zetra |
|
Entry |
horaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
|
Explanations in English | The cries of a crowd [1.7]
|
Explanations in French | Cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion Coassement des grenouilles [1.3]
|
| Les cris d'une foule [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Synonyms | |
|
Entry |
horaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
|
Examples | Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy
[2.996]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
|
Entry |
horàka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mena [1.1]
|
Explanations in French | écarlate, vermillion [1.3]
|
Derivatives |
|
Tables and plates |
|
|
Entry |
horaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
zohy,
lavabato
[1.78]
|
|