Entry | indriako | |
Part of speech | pronoun | |
Explanations in Malagasy | Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho [1.1] | |
Explanations in English | Thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy. [1.2] | |
Explanations in French | [Tankarana] Amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo). [1.19] | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Anagrams | indriako, kiridona |
Updated on 2020/07/31 |