Entry | jabaina (jaba) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Maizina dia maizina Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |