Entry | kaonty | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | An account [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Compte [1.8] | ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Hyponyms | |||||||||||||
Origin | French: compte. | ||||||||||||
Anagrams | kanoty, kaonty, kitano, kitona, ontika, takony, tokina |
Updated on 2023/08/11 |