Entry |
kiany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tsiny, kilema, fahadisoana [1.10]
|
Explanations in French | Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [1.3]
|
Examples |
1 | Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana
[1.10]
|
2 | Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours)
[1.3]
|
3 | Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus
[1.3]
|
|
Derivatives |
|
|
Entry |
kiany
|
Part of speech | noun kiana and pronoun
|
|