Entry |
kilalao
(lalao)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
|
Explanations in English | A toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
|
Explanations in French | Jouet; jeux, divertissements [1.8]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
Illustrations |
|
|