Entry | konfesy | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | Confession to a priest [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Confession [1.3] | ||||||||||||
Confesse, la confesse [1.8] | |||||||||||||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Origin | French: confesse. | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |