Entry | korombina (koromby) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |