Entry | kotrehina (kotrika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy:
Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word kotrehina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |