Entry | lafitany | |
Elementary words | lafy ; tany | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Points cardinaux [1.66] | |
Examples | Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana.
[4.27] | |
Hyponyms | ||
Entry | lafitany | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany [1.78] | |
Anagrams | fitanila, lafitany |
Updated on 2023/03/20 |