Entry | lakoina (lako) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao miadana dia miadana, tsy rototra: Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | alonika, ilokana, kaloina, kaolina, lakoina |
Updated on 2020/07/31 |