Entry | lalam-panorenana | ||
Elementary words | lalàna ; fanorenana | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1] | ||
Explanations in French | Constitution [1.5, 1.13] | ||
Examples | Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
[4.27] | ||
Vocabulary | Law ~ Politique | ||
Hyponyms | |||
Entry | lalam-panorenana | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in French | Loi interne [1.13] | ||
Vocabulary | Mathematics: algebra | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/10/07 |