Entry | lalotra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Plaster, polish [1.2] | |||||||||||||||
Plaster, a coating [1.7] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Crépi; enduit [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/10/07 |